Sélectionner une page

SOALOO INTRANET

toeram-piasana & fitaovam-piasana

 

Ny vina napetraka dia narahina tanjona sy paikady entina hanatrarana azy.
Ny fanatontosana ny asa dia ilaina drafitrasa maty paika arahina fitaovana mahomby.
Ny fitaovana nefa dia sady afaka mamono no mamelona, ny saina no mitondra azy.

Statut et RIDocuments de travail

Pôlitika sy paikady

ho an’ny mambra.

Boky fianarana

ho an’ny mambra

Boky samihafa

ho an’ny mambra

Ny VINAntsika?

Madagasikara mandroso haingana sy maharitra,
fandraharahana miroborobo

Ny IRAKA?

Mandray anjara feno amin’ny fampiroboroboana ny fandraharahana eto Madagasikara ary ho môdely amin’izany.